Teny iditra valam-paria (vala, faria)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tany mamefy ny tanimbary tsy hikambana amin' ny hafa
(valamparia) Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, atao koa hoe tahalaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The small elevated divisions of the rice-grounds. [1.2]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31