Teny iditra | 1 valam-paria |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fototeny | 3 vala, faria |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tany mamefy ny tanimbary tsy hikambana amin' ny hafa (valamparia) Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, atao koa hoe tahalaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the small elevated divisions of the rice-grounds. |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny valam-paria io |
Fivaditsoratra | 7 ivalampara, valam-paria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |