|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valandotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/2)9  valandotra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  échelle graphique [1.13]
Tovy hevitra  13  mari-drefy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19