Teny iditra valanirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Nuxia capitata
Ohatra Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [Callet: Tantara]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/24