|
|
|
|

Teny iditra1  valavalaina
Fototeny  2  valavala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lazaina mba hanaovana kivazivazy vosobosotra: Aza fady raha nahasosotra anao ilay teny teo iny fa teny novalavalaiko fotsiny anie iny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  avalavalany, lavalavaina, valavalaina, valavalanay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05