Teny iditra | 1 valifaty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [valy faty] famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] revenge |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] vengeance |
Ohatra |
6 [2.470] Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy. |
Fototeny | 7 valy, faty |
Fivaditsoratra | 8 tafavily, valifaty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |