|
|
|
|

Teny iditra1  valilahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] zaodahy, zaobavim-behivavy: Aretim-balilahy tsy ba maharary
4  [1.78] [Taisaka, Bara] zaodahy
5  [1.1] Zaodahy
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Fototeny  7  valy, lahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07