|
|
|
|

Teny iditra1  valio
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana valiana [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!
4  [2.472] Koa valio ny fanontaniako.
5  [2.131] Mba hiantso aho mba hiteny ... koa mba valio resaka valio tafa
Fototeny  6  valy

Fivaditsoratra  7  Ivola, I Vola, lovay, lovia, valio, valoi, valoy, voaly, volai

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30