Teny iditra (1/2) | 1 valoana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] à quoi on fait une entaille, un rebord |
Teny iditra (2/2) | 5 valoana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.62] karbiorana hidrôzena ampoka, tondroina amin' ny raikipohy bontolo C8H18 fahita amin' ny lasantsy |
Voambolana |
8 Simia |
Fivaditsoratra | 9 avalano, avalona, lavanao, valanao, valoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |