Teny iditra | 1 valovotaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona nandao ny tany niaviany ka mipetraka maharitra na sary monina mihitsy any amin' ny faritany hafa, noho ny fitadiavana ravinahitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |