|
|
|
|

Teny iditra1  valviola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay valvule] Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin' ny rindrina anatin' ny fo na ny fantson' ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana
4  [1.13] takelaka afaka mizozotra ao amin'ny rindrin'ny fo na lalandra anatiny ka misakana ny ra tsy hiverina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] valvule
Voambolana  6  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07