|
|
|
|

Teny iditra1  valy boraingona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] valin-teny jadona tsy mifanaraka akory amin' izay tokony ho izy; valin-teny toa manao didiko fe lehibe fotsiny izao
Singan-teny  4  valy, boraingona
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07