Teny iditra | 1 valy vilana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] valin-teny atao amim-pahakingana, nefa tsy mifanaraka akory amin' izay tokony ho izy |
Singan-teny | 4 valy, vilana |
Fivaditsoratra | 5 avilavilan, navilavila, valy vilana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |