|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vanaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Gaga sady taitra tampoka ka ny vava no atanatana fotsiny fa tsy mahateny [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  vanaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  (sens général de vanaka : hébété, qui a l'aspect de ceux qui usent de stupéfiants, drogué). Tambourissa purpurea (Tul.) A. DC. (Monimiaceae) ; petit arbre donnant de gros syncarpes rouges qui s'ouvrent et laissent alors apparaître des graines entourées d'un arille orange. Ce syncarpe passe pour toxique et psychotrope, provoquant une sorte d'hébétude. D'après une observation ancienne de Bernier, on l'utilisait pour se mithridatiser contre d'autres poisons. N'a fait l'objet d'aucune recherche sérieuse. [Betsileo] [1.196]
12  [Tanala]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15  anvaka, vakana, vanaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31