Teny iditra vandambandana (vandana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mipentimpentina, vangavanga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif] Moucheté, bigarré
Figuré: hypocrite, à double face, qui se conduit tantôt bien, tantôt mal [1.3]
Ohatra Efa hitantsika ny fahavoazana nateraky ny fianarana sadasada natondraky ny mpanjanantany teto amintsika, ka notohizan'ny "zaza navela": toe-tsaina vandambandana, tsy ambony tsy ambany, tsy hendry tsy adala, tsy tsara tsy ratsy. [2.503]
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17