| Teny iditra | 1 vandan-kena |
| Singan-teny | 2 vandana, 3 hena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin' ny sorokena
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 henavandana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|