Teny iditra vandy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka, Tanosy] lainga [Rakotosaona 1975]
 lainga [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Sakalava-Mayotte] mensonge [Andilidine: Lexique (takila V)]
Sampanteny 
Ohatra Na vandy na tsy vandy, tsy misy afa-tsy ireo. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31