Teny iditra | vandy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Bara, Taisaka, Tanosy] lainga [Rakotosaona 1975] | |||
lainga [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | [Sakalava-Mayotte] mensonge [Andilidine: Lexique (takila V)] | |||
Sampanteny |
| |||
Ohatra | Na vandy na tsy vandy, tsy misy afa-tsy ireo. [Randriamiadanarivo: Sikajy] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |