| Teny iditra | 1 vangaratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray, dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory.
[Bezanozano]
[2.245#90] |
| Ohatra |
4 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka.
[2.245]
|
| Fivaditsoratra | vangaratra, 5 varatranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|