|
|
|
|

Teny iditra1  vangiana
Fototeny  2  vangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly
Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be visited
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] qu'on visite
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny vangiana io

Fivaditsoratra  12  avaingan, navainga, vaingana, vangiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21