|
|
|
|

Teny iditra1  vangongoina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina milaza ny zavatra itangoronana: Novangongoin' ny vitsika ilay sombimofo
Fototeny  4  vangongo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9  vangongoana

Fivaditsoratra  10  avangongony, ivangongoan, nivangongoa, vangongoany, vangongoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21