Teny iditra (1/2) | 1 vaniana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") |
Voambolana |
4 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 vaniaña |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Tanala]
valahana, andilana, lanivoa |
Tovy hevitra | 10 vania |
Fivaditsoratra | 11 anavian, anivana, avanany, nanavia, navanay, niavana, Ny Avana, vaniana, vaniaña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |