Teny iditra vaniana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra vaniaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] valahana, andilana, lanivoa [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra vania

2010/05/06