|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vanilina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] vanila
Ohatra  4  Tsaroako izay mpitranga matetika any Antalaha rehefa vokatra ny vanilina. [2.285#146]
Voambolana  5  Haizavamaniry: fifinto

Teny iditra (2/2)6  vanilina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.66.fr#951] vanilline
Voambolana  9  Simia

Fivaditsoratra  10  navaliny, navilany, navilina, nivalany, nivilana, vanilina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02