| Teny iditra | 1 vanja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 gunpowder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 poudre à fusil ou à canon
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
[2.48#215]
|
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|