|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vankona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a carpenter's plane; cf. rabao [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  rabot; cf. rabao [1.8]
Ohatra  6  Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (2/2)19  Vankona
Zana-dohateny  20  Ny rafitry ny teny
Singan-teny  21  vankona
Sokajin-teny  22  anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra  23  DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire
Mpanonta printy  24  , 1971. Haavony: 22cm. Ambainy: 14cm. Takila: 63
Lahatsoratra  25 

Fivaditsoratra  26  Vankona, vankona, Vankona, vankona

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03