Teny iditra vankonina (vankona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Halamaina tsara atao malambolambo amin' ny vankona
Voamboatra tsara aoka izany: Ohatra ny novankonina erý ny fiteniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be planed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on rabote: Hoatra ny vankonina ny teniny (Il parle clair et net) [1.3]
 Qu'on rabote [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vankonina, vankoniko, vankoninao, vankoniny, vankonintsika, vankoninay, vankoninareo, vankonin', vankonin-, vankonim-, vankoni-
Ny lasa : novankonina, novankoniko, novankoninao, novankoniny, novankonintsika, novankoninay, novankoninareo, novankonin', novankonin-, novankonim-, novankoni-
Ny hoavy : hovankonina, hovankoniko, hovankoninao, hovankoniny, hovankonintsika, hovankoninay, hovankoninareo, hovankonin', hovankonin-, hovankonim-, hovankoni-
Filaza mandidy : vankony
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20