| Teny iditra | 1 vano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a heron
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 héron
[1.3, 1.54, 1.8] 6 héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22] |
| Voambolana | 7 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 8 langoromavo, vanokagira |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how vano |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11 Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | vano, 12 vona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|