|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vantana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho
Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny
Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany!
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] straight forward, open
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct)
Ohatra  6  Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy. [2.587#]
7  Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)13  vantana
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] qui a la diarrhée
Voambolana  17  Fahasalamana

Fivaditsoratra  18  avantan, natavan, navanta, vantana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21