|
|
|
|

Teny iditra1  vantano
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vantanina [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.3] vantano io trano io, dia ho tratranao ao izy (Allez droit à cette maison, et vous l'atteindrez là)
4  [1.3] vantano izay lazainao fa aza matahotra (Dites clairement, simplement ce que vous avez à dire, et n'ayez pas peur)
5  [1.1] vantano ny teninao fa aza safarina
Fototeny  6  vantana

Fivaditsoratra  7  natavon, natovan, navotan, tavonan, tovanan, vantano, vontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19