|
|
|
|

Teny iditra1  vantano
Fototeny  2  vantana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vantanina [Fitanisana]
Ohatra  4  vantano io trano io, dia ho tratranao ao izy (Allez droit à cette maison, et vous l'atteindrez là) [1.3]
5  vantano izay lazainao fa aza matahotra (Dites clairement, simplement ce que vous avez à dire, et n'ayez pas peur) [1.3]
6  vantano ny teninao fa aza safarina [1.1]

Fivaditsoratra  7  natavon, natovan, navotan, tavonan, tovanan, vantano, vontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21