Teny iditra vao
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho
Niseho tsy ela izay: Fery vao
Tsy tranainy, tsy ton-ta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay
Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra vao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Anaran-kazandrano [1.78]
Voambolana 

Teny iditra vao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot. Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache). Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae). Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation. On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée). [1.196]
Anarana siantifika Crinum firmifolium
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11