|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  varanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy)

Teny iditra (2/2)4  varanga
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy.
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Tsipelina hafa  8  varangankena
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05