Teny iditra varialoha (vary, aloha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  vakiambiaty

2009/09/12