Teny iditra | 1 varialoha |
Fototeny | 2 vary, aloha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] anarana omena amin' ny afovoan-tany ny vary afafy amin' ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin' ny Aogositra ary jinjaina amin' ny Zanvie |
Voambolana |
5 Toe-karena: fambolena |
Tsipelina hafa | 6 varyaloha |
Mpanahaka | 7 vakiambiaty |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 varialoha, vary aloha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |