Teny iditra varihosy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] karazana vary masaka amin'ny volana jona [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] vary maniry antanimbary mihosy [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/02/23