|
|
|
|

Teny iditra1  varimbariana
Fototeny  2  variana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] absorbed in something; distracted
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] distrait, absorbé
Ohatra  6  varimbariana anefa Rabery tamin' ity tolakandro ity. [2.499#]
7  Toraka izany koa izay tsy mampandry sofina fa varimbariana amin-javatra na mandefa eritreritra lasan-davitra. [2.285#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11