Teny iditra | varinesy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy [1.1] | ||||
Karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray [1.13] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Vernis [1.3] | ||||
Vernis, émail [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Anglisy: varnish. | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |