|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  varingariña
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] fikodiadiavana, kodiadia [1.78]
Tovy hevitra  4 fivaringarinana
Fikambanana  5 varingarina tsy mivadi-pihodinana

Teny iditra (2/2) 6  varingarina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Iraizotongotra izay manana fototra faribolana [1.1]
9 endrika jeômetirika manana fototra faribolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 cylindre [1.13]
Voambolana  11  Matematika: rafitsary
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io

Fivaditsoratra  varingariña, varingarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07