Teny iditra varivariana (variana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif] [1.3]
Ohatra 
1Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana. [1.437]
2Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana. [2.529]
3Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy. [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16