Teny iditra | 1 varivariana |
Fototeny | 2 variana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#814] [duplicatif] |
Ohatra |
6 Nahita ny tany nangina, Ka gaga sy varivariana. [1.437#] 7 Tsy nisy nahafeny izy roa, fa toa samy varivariana. [2.529#] 8 Tsy isalasalana mihitsy fa Andriamanitra dia efa naniraka ny anjeliny mba hamonjy azy, ary nataony varivariana ny mason'ireo mpanenjika, mba tsy hahalala azy. [2.588#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |