|
|
|
|

Teny iditra1  varo-maizina
Singan-teny  2  varotra, maizina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mitovy amin' ny varotra an' elakela-trano
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] marché noir
Ohatra  6  Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [2.472]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tovy hevitra  8  risoriso

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23