Teny iditra | 1 varo-boba |
Singan-teny | 2 varotra, boba |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] varotra mora dia mora 5 [1.13] varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] sold very cheaply |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] très bon marché, à vil prix 8 [1.13] solde 9 [1.8] vendu à vil prix |
Ohatra |
10 Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [2.470#] |
Voambolana |
11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |