Teny iditra | varo-maika | |
Singan-teny | varotra ; maika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Varo-mora [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vente faite à vil prix pour cause d'urgence [1.3] | |
Tovy hevitra | varotry ny maika hiala ~ varotry ny maika hody | |
Fivaditsoratra | varo-maika, voamarika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |