Teny iditra | 1 varo-maizina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mitovy amin' ny varotraanelakelatrano |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] marché noir |
Ohatra |
5 [2.472] Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro |
Voambolana |
6 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 7 varotra, maizina |
Tovy hevitra | 8 risoriso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |