|
|
|
|

Teny iditra1  varo-mandeha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fivarotana entana mifindrafindra amin' ny toerana maro samihafa fa tsy amin' ny toerana anankiray raikitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] colportage
Singan-teny  5  varotra, mandeha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07