|
|
|
|

Teny iditra1  varo-maty
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] varotra entana tsy azo averina intsony na manao ahoana na manao ahoana
hevitra an' ohatra: fahafatesana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] vente définitive
Ohatra  5  [2.895#] izao vao tena tsaroany fa varomaty aminy ny fony.
Singan-teny  6  varotra, maty
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny varo-maty io

Fivaditsoratra  8  ivarotam, miavotra, mivarota, mivoatra, varo-maty, voamitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21