Teny iditra varongy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazon' ala atsinanana, tsy dia mafy loatra, nefa maro mpitady hanaovana hazon-trano, hazon-kodiaran-tsarety, rafitra madinika... (Ocatea tricophlebia) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a common hardwood tree [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay arbre dont le bois est excellent pour la construction. Ocatea tricophlebia, Baker. On distingue : varongifandrianakanga ; varongifotsy ; varongifotsimalailay, espèce de Plecospermum ; varongimainty ; varongimanitra ; varongimena ; varongiravimbanana, Ocatea tricophlebia ; varongivoara. [Abinal 1888]
 arbre qui donne un bois dur commun [Hallanger 1974]
Ohatra ary ny varongy koa, dia azo atao laona fitotoambary, fa izany koa no mahatsara ny varongy; [Callet: Tantara, takila 58]
Voambolana 
Anarana siantifika Ocatea tricophlebia
Habaka Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Varongy.htm)

2014/09/19