Teny iditra | varotra an-kobohobo | |
Singan-teny | varotra ; an-kobohobo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |