|
|
|
|

Teny iditra1  varo-tsy mifody
Singan-teny  2  varotra, tsy, mifody
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] varotra entana tsy azo averina intsony
hevitra an' ohatra: fahafatesana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] vente sur laquelle on ne revient pas
figuré: la mort
Ohatra  6  Eny, nentiny nanaraka azy tokoa ny zanany, any amin' ny varo-tsy mifody nandaozany antsika. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07